Tantara mikasika ny ASTAU tamin'ny Jona, 2018

Okraina: Fanaovana Blaogy, Karazana Fitsaboam-panahy

Rising Voices  09 Jona 2018

Okrainiana iray mpikatroka ho fampihenàna ny vokadratsy sady blaogera, Victoria Lintsova, tao amin'ny tafatafa anaty imailaka iray no nizara niaraka tamin'ny Rising Voice ny fijeriny sy ny heviny mikasika ny fomba nanampian'ny fanaovana blaogy azy sy ny fikambanany.