Tantara mikasika ny Teny aziatika an-tserasera
Fanontaniana&Valiny: Fantaro i Sok Socheat, mpikatroka ho an'ny fiteny Bunong
Fantaro i Sok Socheat, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 17-23 Jona 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony ho an'ny fiteny Bunong, ifampiresahana ao Kambodza.
Fantaro i Bali Subalian, mpikatroky ny fiteny Bunun
Fantaro ary i Bali Subalian, ilay hampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 03-09 Jona 2020. Hizara ny asany miaraka amin'ny fiteny Bunun izy izay fiteny ampiasaina any Taiwan.
Fanontaniana&Valiny: Fantaro i Biyanto Rebin, mpikatroka ho an'ny fiteny Javaney/Indoneziàna
Fantaro i Biyanto Rebin, mpampiantrano ny kaonty Twitterf @AsiaLangsOnline ny 27 May - 02 Jona 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony ho an'ny fiteny Indoeziàna sy Javaney, samy tenenina ao Indonezia
Resadresaka niarahana tamin'i Tumi Tanakyuwan, mpikatroka ny fiteny Thau
Fantaro ary i Tumi Tanakyuwan, ilay hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline mandritra ny 20-26 May 2020. Hizara ny asany amin'ny fiteny Thau izy, fiteny ampiasaina any Taiwan.
Fanontaniana&Valiny: Fantaro i Zubair Torwali, mpikatroka ho an'ny fiteny Torwali
Fantaro mismisy kokoa i Zubair Torwali, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 6 -12 May 2020. Hozarainy amintsika ny asany ho an'ny fiteny Torwali ao Pakistàna
Fanontaniana&Valiny: Fantaro i R. Ashwani Banjan Murmu, mpikatroka ho an'ny fiteny Santali
Fantaro i R. Ashwani Banjan Murmu, mpampiantrano ny kaonty twitter @AsiaLangsOnline ny 13 - 19 May 2020. Hozarainy amintsika ny asany ho an'ny fiteny Santali, ifampiresahana ao India, Bangladesh ary Nepal.
Fantaro i Jerome Herrera, hampiatrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 10-16 Desambra 2019
Vakio ny fanontaniana sy valiny ifanaovana amin'i Jerome Herrera, hampiatrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline mandritra ny herinandron'ny 10-16 Desambra 2019. Hozarainy amintsika ny asany amin'ny fiteny Chabacano
Fantaro i Kaisanan Ahuan, hampiantrano ny kaonty Twitter e @AsiaLangsOnline ny 3-9 Desambra 2019
Vakio ity fanontaniana sy valiny ity, niarahana tamin'i Kaisanan Ahuan, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 3-9 Desambra 2019. Hozarainy amintsika ny momba ny asa ataony ho an'ny fiteny Taokas.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...