Tantara mikasika ny Teny aziatika an-tserasera tamin'ny Jolay, 2020
Fanontaniana&Valiny niarahana tamin'i Muhammad Zaman Sagar, mpikatroka ho an'ny fiteny Gawri
Fantaro misimisy kokoa i Muhammad Zaman Sagar, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 29 Jolay - 04 Aogositra 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony ho an'ny fiteny Gawri (Kalami), ifampiresahana ao Pakistàna.
Fanontaniana&Valiny niarahana tamin'ny “Language Warriors PH”, tambajotranà mpandika teny ao Filipina
Ny Language Warriors PH no hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 22-28 Jolay 2020. Fantaro ny asa fandikàna ataon'izy ireo amin'ireo votoaty momba ny fahasalamana mba ho amin'ireo fiteny isankarazany ao Filipina.
Fanontaniana&Valiny: Fantaro i Lami’ Tsai-Wei Hung, mpikatroka ho an'ny fiteny Sakizaya
Fantaro misimisy kokoa i Lami’ Tsai-Wei Hung. Izy no hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 15 - 21 Jolay 2020 ary hiresaka momba ny asa ataony ho an'ny fiteny Sakizaya ampiasina ao Taiwan
Fantaro i Nabil Berri, mpikatroka ny fiteny Acehnese
Fantaro i Nabil Berri, ilay hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 8-14 Jolay 2020. Hizara ny asany miaraka amin'ny fiteny Acehnese ampiasaina any Indonezia izy.