Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Tantara mikasika ny Teny aziatika an-tserasera tamin'ny Jona, 2020

Fanontaniana & Valiny: Fantaro i Walis Taywang, mpikatroka ho an'ny fiteny Seediq

Fantaro misimisy kokoa i Walis Taywang. Izy no hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 01-07 Jolay 2020 ary hiresaka momba ny asa ataony ho an'ny fiteny Seediq ampiasina ao Taiwan

Fanontaniana&Valiny: Fantaro i Ilham Nurwansah, mpikatroka ho an'ny fiteny Sundanese

Fantaro i Ilham Nurwansah, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 24-30 Jona 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony ho an'ny fiteny Sundanese ifampiresahana ao Indonezia.

Fanontaniana&Valiny: Fantaro i Sok Socheat, mpikatroka ho an'ny fiteny Bunong

Fantaro i Sok Socheat, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 17-23 Jona 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony ho an'ny fiteny Bunong, ifampiresahana ao Kambodza.

Fantaro i Bali Subalian, mpikatroky ny fiteny Bunun

Fantaro ary i Bali Subalian, ilay hampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 03-09 Jona 2020. Hizara ny asany miaraka amin'ny fiteny Bunun izy izay fiteny ampiasaina any Taiwan.