Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Tantara mikasika ny Teny aziatika an-tserasera tamin'ny Mey, 2020

Fanontaniana&Valiny: Fantaro i Biyanto Rebin, mpikatroka ho an'ny fiteny Javaney/Indoneziàna

Fantaro i Biyanto Rebin, mpampiantrano ny kaonty Twitterf @AsiaLangsOnline ny 27 May - 02 Jona 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony ho an'ny fiteny Indoeziàna sy Javaney, samy tenenina ao Indonezia

Resadresaka niarahana tamin'i Tumi Tanakyuwan, mpikatroka ny fiteny Thau

Fantaro ary i Tumi Tanakyuwan, ilay hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline mandritra ny 20-26 May 2020. Hizara ny asany amin'ny fiteny Thau izy, fiteny ampiasaina any Taiwan.

Fanontaniana&Valiny: Fantaro i Zubair Torwali, mpikatroka ho an'ny fiteny Torwali

Fantaro mismisy kokoa i Zubair Torwali, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 6 -12 May 2020. Hozarainy amintsika ny asany ho an'ny fiteny Torwali ao Pakistàna

Fanontaniana&Valiny: Fantaro i R. Ashwani Banjan Murmu, mpikatroka ho an'ny fiteny Santali

Fantaro i R. Ashwani Banjan Murmu, mpampiantrano ny kaonty twitter @AsiaLangsOnline ny 13 - 19 May 2020. Hozarainy amintsika ny asany ho an'ny fiteny Santali, ifampiresahana ao India, Bangladesh ary Nepal.