Tantara mikasika ny actlenguas
Ampahafantarina anao i Yazmín Novelo, mitantana ny @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 10 – 16 Jona
Ho an'ny 2019, nanasa maromaro mba hampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas izahay, mba hizara ny zavatra niainan-dry zareo ho fanomezana aina vao sy ho fampiroboroboana ny fitenindrazany. Ao anatin'ity lahatsoratra fanolorana ity, fantaro misimisy kokoa ny momba an'i Yazmín Novelo (@yaznovelo) sy izay vinavinany horesahana mandritra ny herinandro maha-mpampiantrano azy...
Ampahafantarina anao i Charlie Uruchima, mitantana ny @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 24-30 Jona
Ho an'ny 2019, nanasa maromaro mba hampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas izahay, mba hizara ny zavatra niainan-dry zareo ho fanomezana aina vao sy ho fampiroboroboana ny fitenindrazany. Ao anatin'ity lahatsoratra fanolorana ity, fantaro misimisy kokoa ny momba an'i Charlie Uruchima (@kichwahatari) sy izay vinavinany horesahana mandritra ny herinandro maha-mpampiantrano azy.....
Ampahafantarina anao i Oralia Villegas García, mitantana ny @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 1 – 7 Jolay
Ho an'ny 2019, nanasa maromaro mba hampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas izahay, mba hizara ny zavatra niainan-dry zareo ho fanomezana aina vao sy ho fampiroboroboana ny fitenindrazany. Ao anatin'ity lahatsoratra fanolorana ity, fantaro misimisy kokoa ny momba an'i Oralia Villegas García (@licoraliavg) sy izay vinavinany horesahana mandritra ny herinandro maha-mpampiantrano...