Tantara mikasika ny actlenguas

Tafa nifanaovana tamin'i Liz Julissa Camacho Zuñiga

Rising Voices  31 Marsa 2020

Resahan'ity lahatsoratra fampahafantarana ity ny momba an'i Liz Julissa Camacho Zuñiga, mpampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 2-8 Martsa 2020, ary momba ny asany mifandray amin'ny fiteny Quechua.

Fantaro i Victoria Gimena Tinta Quispe, mpampiantrano ny kaonty @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny  22-28 Jolay 

  25 Jolay 2019

Nanasa ireo mpampiantrano hitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas sy hizara ny zava-niainan'izy ireo tamin'ny famelomana aina indray sy ny fampahafantarana ireo fitenindrazany izahay amin'ity taona 2019 ity. Fantaro ary i Victoria Gimena Tinta Quispe sy ny zavatra kinasany mandritra ny herinandro hitantanany ny kaonty. Rising Voices: lazalazao anay ny momba anao....

Ampahafantarina anao i Lorenzo Itza, mitantana ny @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 27 May – 2 Jona

  07 Jolay 2019

Ho an'ny 2019, nanasa maromaro mba hampiantrano ny kaonty Twitter  @ActLenguas izahay, mba hizara ny zavatra niainan-dry zareo ho fanomezana aina vao sy ho fampiroboroboana ny fitenindrazany. Ao anatin'ity lahatsoratra fanolorana ity, fantaro misimisy kokoa ny momba an'i Lorenzo Itza(@lorenzoitza) sy izay vinavinany horesahana mandritra ny herinandro maha-mpampiantrano azy RV:...