Tantara mikasika ny actlenguas tamin'ny Aogositra, 2022
Mampiroborobo ny fiteninay “Maya” aty amin'ny aterineto izahay mba tsy ho hadino izy ireny
Mizara ny tetikasany fikatrohana nomerika, ny vondrom-piarahamoniny ary ny teniny Tselta,l i Celfa Iraida Sántiz Sántiz, mpikatroka nomerika nahazo famatsiambola ho an'ny fiteny Maya.