· Jolay, 2019

Tantara mikasika ny actlenguas tamin'ny Jolay, 2019

Fantaro i Victoria Gimena Tinta Quispe, mpampiantrano ny kaonty @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny  22-28 Jolay 

  25 Jolay 2019

Nanasa ireo mpampiantrano hitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas sy hizara ny zava-niainan'izy ireo tamin'ny famelomana aina indray sy ny fampahafantarana ireo fitenindrazany izahay amin'ity taona 2019 ity. Fantaro ary i Victoria Gimena Tinta Quispe sy ny zavatra kinasany mandritra ny herinandro hitantanany ny kaonty. Rising Voices: lazalazao anay ny momba anao....

Ampahafantarina anao i Lorenzo Itza, mitantana ny @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 27 May – 2 Jona

  07 Jolay 2019

Ho an'ny 2019, nanasa maromaro mba hampiantrano ny kaonty Twitter  @ActLenguas izahay, mba hizara ny zavatra niainan-dry zareo ho fanomezana aina vao sy ho fampiroboroboana ny fitenindrazany. Ao anatin'ity lahatsoratra fanolorana ity, fantaro misimisy kokoa ny momba an'i Lorenzo Itza(@lorenzoitza) sy izay vinavinany horesahana mandritra ny herinandro maha-mpampiantrano azy RV:...

Ampahafantarina anao i Yazmín Novelo, mitantana ny @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 10 – 16 Jona

  06 Jolay 2019

Ho an'ny 2019, nanasa maromaro mba hampiantrano ny kaonty Twitter  @ActLenguas izahay, mba hizara ny zavatra niainan-dry zareo ho fanomezana aina vao sy ho fampiroboroboana ny fitenindrazany. Ao anatin'ity lahatsoratra fanolorana ity, fantaro misimisy kokoa ny momba an'i Yazmín Novelo (@yaznovelo) sy izay vinavinany horesahana mandritra ny herinandro maha-mpampiantrano azy...

Ampahafantarina anao i Charlie Uruchima, mitantana ny @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 24-30 Jona

  06 Jolay 2019

Ho an'ny 2019, nanasa maromaro mba hampiantrano ny kaonty Twitter  @ActLenguas izahay, mba hizara ny zavatra niainan-dry zareo ho fanomezana aina vao sy ho fampiroboroboana ny fitenindrazany. Ao anatin'ity lahatsoratra fanolorana ity, fantaro misimisy kokoa ny momba an'i Charlie Uruchima (@kichwahatari) sy izay vinavinany horesahana mandritra ny herinandro maha-mpampiantrano azy.....

Ampahafantarina anao i Oralia Villegas García, mitantana ny @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 1 – 7 Jolay

  06 Jolay 2019

Ho an'ny 2019, nanasa maromaro mba hampiantrano ny kaonty Twitter  @ActLenguas izahay, mba hizara ny zavatra niainan-dry zareo ho fanomezana aina vao sy ho fampiroboroboana ny fitenindrazany. Ao anatin'ity lahatsoratra fanolorana ity, fantaro misimisy kokoa ny momba an'i Oralia Villegas García (@licoraliavg) sy izay vinavinany horesahana mandritra ny herinandro maha-mpampiantrano...