· Oktobra, 2017

Tantara mikasika ny Katroka 7 Miliara tamin'ny Oktobra, 2017

Pakistana: Miaraka Amin'ny Gawaahi Mandrava Ny Fady

Efa hatry ny ela ireo teknolojia fampahalalam-baovao sy fifaneraserana (TIC) no hita toy ny fanambaràna fiovàna erantany. Anisan'ireo tetikasa mikendry ny hanasongadina ny feo tena tsy heno loatra ao anatin'ny fiarahamonina pakistaney ny Gawaahi (ao amin'ny Facebook ihany koa). Mampiaraka ny TIC sy ny fikatrohana ara-tsosialy.

15 Oktobra 2017