Tantara mikasika ny Katroka 7 Miliara tamin'ny Avrily, 2012
Ejypta: Ny Karapanondronao, Ny Zonao Ry Vehivavy
Araka ny tarehimarika avy any amin'ny Ministeran'ny Atitany Ejypsianina, mahatratra 4 tapitrisa ireo vehivavy eto amin'ny firenena no tsy manana kara-panondro. Ny vehivavy tsy manana kara-panondro dia tsy manan-jo hanan-tany, tsy afaka mividy na...