Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2016

Indreto lahatsoratra avy amin'ny GV Summit 2012, vohikalan'ny fihaonana sy vovonana fahaenin'ny fiarahamonina Global Voices.

Tantara mikasika ny GV Summit 2012 tamin'ny Avrily, 2016

Inona Ny Sioka Alefan'ny Olona Rehefa Miandry Ny Fandalovan'ny Lalamby?

Zava-misy miavaka ao an-tanàn'i Tokyo ireo lalana 34.000 fandalovan'ny lamasinina ary zava-misy tsy azo ihodivirana eo amin'ny fiainana an-drenivohitra.