Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Mey, 2019
RV Newsletter: Kendren'ity fehezampitaovana vaovao ity ny hanampy ny mpanao lahatsary hahatontosa fiantraikany lehibe kokoa
Ny taratasim-baovao Rising Voices no manolotra anao ireo rohy amin'ireo fidanadanana mifandraika amin'ny fampiatiana nomerika izay mahatafiditra ny fahafaha-miditra sy ny fandraisana fitaovana nomerika, sy ireo fomba isankarazany ho an'ny vondrom-piarahamonina handray anjara feno antserasera.
Fantaro i Mama A. Nii Owo, mpitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 1-7 mey
Andao indray ary hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Mama A. Nii Owo, vahiny hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 1-7 mey 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny Gã.