Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy manangana sy mampiroborobo ny fanapariahana vaovaon-olotsotra amin-ny toerana mbola tsy mahatakatra aterineto loatra. ·

RSS

Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Janoary, 2014

Podcaster (Mpandray Feo) Asongadina: Jigme Tshewang

  08 Janoary 2014

Niresaka ary nahafantatra an'i Jigme Tshewang ny Rising Voices, mpandray feo vaovao ary anisan'ny tetikasa nokarakarain'ny Foibe Bhutan Hoan'ny Media sy ny Demaokrasia, ary tohanan'ny RV ara-bola. Vakio ireo fijerin'i Jigme mikasika ity karazana fitantarana nomerika ity.

Milina Famoronana Tantara: Meograph

  07 Janoary 2014

Namerina namoaka tafatafa iray nataon'ny Transom.org ny Rising Voices, izay niresaka tamin'i Misha Leybovich, ilay mpamorona sy PDG-n'ny Meograph - "tantara amin'ny lafiny efatra".