Tantara mikasika ny Rising Voices
Colmena: sehatra media manana loharano misokatra, mampifandray ireo vondrom-piarahamonina ambanivohitra sy ireo indizeny
"Ho ahy, ny anarana hoe “Colmena” dia maneho ny fandavantena manoloana ny fahasamihafàna."
Taratasim-baovao RV: Misokatra ny fisoratana anarana amin'ny Fanafainganana Famelomana aina indray ny Fiteny 2023
Fiarovana ankihy, famelomana aina indray ny fiteny, soa fanararaotra sy maro hafa!
Taratasim-baovao RV: Nahavita dingana goavana vaovao ny Common Voice an'i Mozilla!
Fimaroam-piteny, zo ankihy, hirika, ary maro hafa!
Mila hanaovana tatitra ny tsy fahampian-drano ao amin'ny vondrom-piarahamonina indizeny, hoy ny tanora mpanao gazety Boliviana iray
Inona no asehon'ny fikarohana momba ny fampitam-baovao mikasika ny teny hoe "incendio" sy "chaqueo"? Heverin'i Brisa Abapori fa nandritra ny afo ihany no nisongadina ireo teny ireo tamin’ny fampitam-baovao, ary tsy noresahana intsony taorian'izay.
Fakàna sary an'i Gyani Maiya Sen, ilay nampifoha ireo ezaka ho famelomana indray ny fiteny Kusunda efa saiky maty tao Nepal
Naverimberiny matetika ny hoe "tsy liana velively hianatra ilay fiteny ireo tanora, saingy vonona izy ny hanabe ireo taranaka Kusundas hampiasa ny fitenindrenin'izy ireo"
Guarani mpampita hevitra: “Tsy niresaka momba ny vokatry ny afo ny fampitam-baovao”
Taorian'ny fahamaizana goavana tamin'ny taona 2019, notsiahivin'i Diego Encinas fa nitodika tany amin'ny Gran Chaco ny fampitam-baovao, saingy hadinon'izy ireo ny nitantara ny voka-dratsin'izany ankehitriny eo amin’ny zavamaniry sy ny biby ary teo amin’ny vondrom-piarahamonina indizeny rehefa nihena ny afo.
Taratasim-baovao RV: Hikatona tsy ho ela ny fisoratana amin'ny NDN Changemaker Fellowship
Hirika (soa fanararaotra, hararaotra), fameloma-maso indray ny fiteny, fampiatiana ankihy, ary maro hafa!
Mampiasa teknôlôjiam-panabeazana ho fitaovam-pianarana Yòrúba i Ọpẹ́yẹmí Adémọ́lá
Amin'ny maha mpiteny Yòrúba hatry ny fony izy vao teraka, miasa ho mpandrafitra votoaty ao amin'ny sehatra fianarana teny Nizeriana Sorolingo i Opeyemi
Guaraní iray mpanao gazety manontany tena momba ny tsy fisian'ny fandrakofam-baovao manadihady ny fitrandrahana solitany ao Gran Chaco
Rehefa mikaroka ny hoe « fitrandrahana solitany » any anaty media sasantsasany, inona no hita ? Elías Cerezo mahita fa aseho ho toy ny mariky ny fandrosoana ireny teny ireny.
Tanora guaraní manontany tena momba izay antony tsy ahitàna ny fitenindreniny eny anaty media
Rehefa manao fikarohana ny teny iray hoe "vahoaka indizeny" ianao any anatin'ny media sasantsasany, inona no hitanao? Ho an'i Rober Degni Abapori dia manondro ny fizakantenan'ireo indizeny ireny