Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Aogositra, 2024
Fantaro ireo taranaka fahatelon'ny mpikatroka ankihin'ny fiteny Mayana!
Mpiteny Yucatec Mayan, Ch'ol, Tseltal ary Tsotsil ny andiany fahatelo amin'ny programa ADLM.
MIVANTANA amin'ny 27 Aogositra: Fahaiza-mamaky teny torohay sy Media amin'ny fitenim-paritr'i Eoropa
Andao hiaraka aminay amin'ny YouTube Live amin'ny 27 aogositra 2024, hiresahana momba ny fahaiza-mamaky media sy torohay (fampahalalàna) ho an'ireo mpitenim-paritra sasantsasany ao Eoropa.
Ao RDC, rehefa atambatry ny “nionsologie” ireo milaza ho mahay ny zavatra rehetra
Ao amin'ny Repoblika Demaokratikan'i Kôngô (RDC), mankahatra ny lojikan'ny fahalalàna ireo "sarintsarina sôsialista" ka milaza "ho mahay ny zavatra rehetra" amin'ny famenoana ny tambajotra sôsialy amin'ny fanehoankevitra tsy mitombona aroson-dry zareo