Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Marsa, 2019

Shina: Ny aterineto ho toy ny kianjan'ny ady ideolojika

  26 Marsa 2019

Nanao tatitra momba ny valan-dresaka an-tserasera amin'ny fampiharana ny lalàna nasionaly tamin'ny 4 Janoary 2010 ny Xinhua News Agency Outlook Weekly. Nitatitra ny Minisiteran'ny Filaminam-bahoaka nandritra ny valan-dresaka fa hanamafy ny fanaraha-maso ny Aterineto ny polisy.

Shina: Efa nosakanana indray ny YouTube

  25 Marsa 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) [Vaovao farany etsy ambany] Raha nandalo ny fanakatonana tanteraka  ny Tibet ary niparitaka tao amin'ny YouTube ny lahatsary iray nampiseho ny toe-draharaha feno herisetra dia nanomboka nahatsikaritra ny olona tany Shina fa tsy azo nidirana ny tranonkala fifampizarana lahatsary. Nanao...

Miara-miasa amin'ny Google ny Global Voices amin'ny lokan'ny fahalalaham-pitenenana  

  23 Marsa 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Desambra 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Natao ny 29 Desambra 2009 ny fanendrena ho an'ny Loka Breaking Borders , loka vaovao nokarakarain'ny Google sy ny Global Voices ho fanomezam-boninahitra ireo tetikasan'ny tranonkala miavaka ataon'ny olon-tsotra na vondrona izay mampiseho herimpo, fahavitrihana ary hakingana amin'ny fampiasana ny...

Egypta: Nekena tamin'ny fomba ofisialy ny fanaraha-maso ny mailaka

(Marihina fa tamin'ny volana Janoary 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Na dia liana kokoa momba ny politikan'ny governemanta Egyptiana tamin'ny famerana ireo andian-tafika nalefa tany Gaza aza ny fampitam-baovao tao an-toerana sy iraisam-pirenena, dia tsy misy vaovao firy momba ny fanaraha-maso nataon'ny governemanta Egyptiana an'ireo mpikamban'ny andian-tafika. Nanambara ny manampahefana...

Vaovao farany momba an'i Hoder

  22 Marsa 2019

Nisy tranonkala sy bilaogy nanoratra tao anatin'ny andro vitsivitsy fa nosamborina i Hossein Derakhshan, Hoder. Nilaza zavatra roa hanaporofoana izany tamin'ny filazana toy izao izy rehetra ireo: ny tatitra avy amin'ny tranokalam-baovao Iraniana Jahan News sy ny zava-misy fa tsy nanavao ny bilaoginy nandritra ny 2 herinandro i Hoder.