Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Jolay, 2017
Fanoherana Ny Fampijaliana Any Am-ponja: Nitokona Tsy Hanendry Hanina Iray Volana Sy Tapany Ilay Mpikatroka Emirati
Voafonja fito taona an-tranomaizina i Imran al-Radwan noho ny fitakiana fanovana ao Emirà Arabo Mitambatra.
Niteraka Resaka Heloka An-tserasera sy Sazy Ny Tsaho Niely Fa Nirodana Ny Tonelina Ambanidia
Nosamborin'ny polisy tao Madagasikara ny lehilahy iray ahiahiana fa nizara "vaovao diso" tao amin'ny Facebook momba ny firodanan'ny tonelina
Namoaka Didy Miaro Ilay Tranonkala Mpanesoeso Voasivana Fito Taona Ny Fitsarana Breziliana
Taorian'ny ady ara-pitsarana naharitra fito taona, nanapa-kevitra hiaro ny tranonkala Breziliana mpanesoeso nosivanina tamin'ny taona 2010 ny Fitsarana Ambony ao Brezila -- fanapahan-kevitra manan-tantara izay mamarana ny raharaha malaza indrindra amin'ny sivana an'aterineto Breziliana.
Manao Famoretana Fampitam-baovao Tsy Miankina Ny Miaramila Ao Myanmar Ary Nisambotra Mpanao Gazety Telo
" Tsy mitombina ny fampiasan'ny mpitandro ny filaminana ny lalàna lany andro hampanginana sy hanasaziana ireo mpanao gazety izay tsy nanao heloka bevava," hoy ny toniandahatsoratra ao amin'ny The Irrawaddy.
Mampiasa ny Onjan'ny Fahitalavitra Ireo Mpahay Teknolojia ao Mombay Mba Hitondràna Fahafahana Miditra Bebe Kokoa Amin'ny Aterineto any India
Mahatonga ny ankamaroan'ireo Indiana ho voafetra amin'ny Aterineton'ny finday fotsiny ny tsy fahampian'ny fotodrafitrasan'ny Aterineto, ka manasarotra ny fidirana lalindalina amin'ny teknolojian'ny Aterineto.