Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Marsa, 2017
Manome Fahazoan-Dalana Amin'ny Mahampampita Vaovao ny Bilaogera i Filipina — Saingy Miahiahy ny Sasany fa Miezaka Hifehy Votoaty Antserasera ny Governemanta
"raha nodinihana [ny tari-dalana]... dia hita mazava fa tsy azo ekena ny fijery manohitra raha tsy izany raisina ho mihantsy."
Hanao Lisitra Mainty Ireo Tranonkala ‘Manimba Ny Fiandrianany i Okraina
Mikendry ny hanoherana ny fipariahan'ny vaovaon'ny mpomba ny mpisintaka sy ny mpomba ny Rosiana ny lisitra, toy ny Tetikady Fiarovan-torohay vaovao ao Okraina.
Nampanantena Ny Hamaha Ny Fandrarana Ny Firesahan'Ireo Mpiasam-panjakana Amin'ny Fampitam-baovao Ny Governemanta Toniziana
Nampiato ny torolàlana izay mandrara ireo mpiasam-panjakana tsy hiresaka amin'ny gazety tsy nahazoana alàlana avy amin'ny lehibeny ny governemanta.
Adin-Tenirohy: Mametraka an-tSarintany ny Resaka an-tSerasera Miompana amin'ny Fiakaran'ny Vidin'ny Etona Tao Meksika
Nandritra ny fihetsiketseham-panoherana taorian'ny fiakaran'ny vidin'etona tao Meksika, lasa sahan'ady tamin'ny fampielezana tantara diso ny media sosialy.