Tantara mikasika ny GV Mpisolovava tamin'ny Septambra, 2015
Netizen Report: Andraman'i Ejipta Amin'ireo Mpampiasa Facebook Ilay Lalàna Vaovao Momba Ny Fampihorohoroana
Miverina mihetsika ny Netizen Report taorian'ny fakàna aina nandritra ny fety. Tamin'ity herinandro ity, mitatitra ny fandrahonana foana ataon'ny Rosia amin'ny Wikipedia izahay, ary ny fanivànana ny media sosialy any Kambodza sy Malezia.
16 Volana Aty Aoriana, Mbola Tsy Vita Ny Fitsaràna Ireo Mpitoraka Bilaogy Zone9
Mbola mitohy ny fitsarana ireo mpitoraka bilaogy zone9 ary sakanana ireo havany tsy hahazo vaovao momba ny fitsarana. Manakantsakana ny fandrosoan'ny marina ny fanemorana lava any amin'ny fitsarana. Vakio ny tatitra farany nataon'i Endalk Chala.
Mpanao gazety Ekoadaoreana voaroaka noho ny sioka manitsinitsy
Nilaza tamin'ny fomba ofisialy ny gazety fa ny fandroahana azy dia vokatry ny tsy firaharahiany ny "fangatahana ampitiavana" natao volana maro lasa izay “hanaovany ny fomba tsara indrindra amin'ny taridalana ao amin'ny tambajotra sosialy.”