Tantara mikasika ny Urdu tamin'ny Marsa, 2015
Mpanao Ady Totohondry Misandratra sy ny Takaitran'ny Adin'Andian-Jatovo ao Lyari, Pakistan
Avy any amin'ny tanàna amorontsirak'i Gwadar ao Balochistan i Talha Baloch. Saingy taorian'ny tsy fisian'ny fivoaran'asa tao dia nifindra tany Lyari, Karachi fanta-daza amin'ny famokarana mpanao ady totohondry mahay dia mahay izy.