Tantara mikasika ny Urdu tamin'ny Janoary, 2013
“Hazara Daholo Izahay Rehetra” Hetsi-panoherana Nanerana An'i Pakistana
Olona an'arivony maro avy aminà tanàna samihafa ao Pakistana sy nanerana ny tanyno tonga naneho firaisankina tamin'ireo Shiita Hazara vitsy an'isa tamin'ny nidiran-dry zareo ny andro faharoan'ny fitorevahany tany Quetta, tanàna atsimo-andrefan'ny firenena