Tantara mikasika ny Thailandey tamin'ny Desambra, 2014
Lazain'ilay Mpikatroka Manohitra Fanonganam-Panjakana Fa Mandrahona Hanolana Azy Ireo Thai Manampahefana
Voatàna tany aminà hetsika iray fankalazàna ny Andro Erantany Ho an'ny Zon'Olombelona izy, tao Bangkok, taoran'ny nanaovany ny fiarahabàna rantsana teo an'ny "Hunger Games" niaraka taminà olona iray hafa, fihetsika izay voaràra ao Thailand.