Tantara mikasika ny Thailandey tamin'ny Mey, 2014
Mihalalina ny Krizy Politika, Hanatontosa Fifidianana Iray Indray i Thailand Amin'ny Jolay
Noho ny tsy fetezan'ny fifidianana tamin'ny febroary ho famahana ny krizy politika ao Thailand, notondroina hanatontosana ny fifidianana vaovao ny 20 Jolay. Fa mbola hidongy tsy handray anjara ve ny mpanohitra?