Tantara mikasika ny Thailandey tamin'ny Aogositra, 2012
Thailand: Mandiso Fanantenana Ny Mpankafy Ny Faharesena Tamin'ny Ady Totohondry Olaimpika
Nahazo medaly volafotsy roa sy alimo iray i Thailand tamin'ireo Lalao Olaimpika vao nifarana tsy ela akory izao, natao tao Londona, saingy ny faharesen'ny Tahi iray mpanao ady totohondry no nandiso fanantenana mpankafy marobe izay mihevitra fa tokony ho nomena an'i Thailand ny medaly volamena.