Tantara mikasika ny Thailandey tamin'ny Marsa, 2010
Thailandy: Miala any ny menalamba
Manam-pikasana ny hanomboka filaharambem-panoherana any Bangkok any Thailandy manomboka ny 12 marsa io ny United Front of Democracy Against Dictatorship (UDD) na Manda Mivondrona ho amin'ny Demaokrasia manohitra ny Didy Jadona, fantatra ho Menalamba (Red Shirts). Menalamba an-hetsiny no antenaina ho tafavory mandritra io faran'ny herinandro io, ka ny hetsika...