Tantara mikasika ny Tajik
Tajikistàna : Nahoana Ny Vehivavy Manambady No Matahotra Ny Rafozany, Na Mbola Alohan'ny Hanambadiany Aza
Nandritra ny sivy volana voalohan'ny taona 2017 tany Khatlon irery ihany, any amin'ny faritra atsimon'ny firenena, vehivavy 300 eo ho eo , manambady, no nitaraina noho ny fanararaotana ataon'ny rafozam-baviny azy ireo.
Mpiady amin'ny Kolikoly Voafelaky ny Fiampangàna Ho Nanao Kolikoly Any Azia Afovoany
"Efa simba hatry ny ela ny zavatra rehetra. Tsy misy azo avotana intsony!"
Nandositra Ny Tranony Karakara Volamena Ve Ilay “Boloky Voalohany” Ao Tajikistan?
Jereo, ry namana! Sarobidy kokoa noho ny vorona ny olom-pirenena. Vonona izy ireo hanome valisoa noho ny boloky ary manetsika ny tafika rehetra mba hitady izany. Kanefa maty ao anatin'ny firenena sy any ivelany ny olom-pirenena Tajik ary tsy misy miraharaha.
Qurutob-n'i Tajikistan: ‘Sakafo Ho An'ny Mahantra'?
" Ny fiakaran'ny qurutobkhonas dia midika ho fanindrian'ny kolontsaina avy any ambanivohitra ny kolontsaina an-drenivohitra ary araka izany dia mariky ny fijotsoana izany."
Fantaro ny Tantaran'ny Fahombiazan'i Dilshod Nazarov sy Ireo Tajikistan Efatra Hafa Tamin'ny Fanatanjahantena
Raha tsy Korea Avaratra ianao, aza misangisangy amin'ity firenena ity amin'ny taranja ITF Taekwon-Do.
O Ry Ilay Tanànakelin'i Danghara: Maneso Ny ‘Fahitana’ Ara-tantara Ireo Mpisera Facebook Ao Tajikistan
"Avy ao Danghara ihany koa i Adama sy Eva!"
Manao Ny Tononkalo Persiana Ho Manana Endrika Politika Ny Mpisera Facebook Tajik
Nandao aho, satria tsy misy toerana ho an'ny fitiavana intsony any amin'izao, Lasa aho ,satria tsy misy antony tokony hijanonako any intsony, Lasa aho, satria mihoatra ny fetra ny fampahoriana sy ny fanaintainana.
Teratany Rosiana Nogadraina Fa Naka Sary Polisy Nisambotra Vehivavy Nisalotra Hijab Tao Tajikistan
"Dia avy eo ry zareo gaga rehefa mandeha manatevina ny ISIS ny olona."
Tsy Hiala Haingana Eo Amin'ny Fahefana Ireo Filoham-Pirenen'i Tajikistan Sy i Turkmenistan
"Nahoana no hionona amin-javatra kely monja? Tsara kokoa ny anambaranao mivantana ho tsy mety maty sy mandrara ny fahafatesana tsy hankany amin'izy ireo."
Mpihira Tajik iray miantso an'izao tontolo izao tsy hanadino an'i Aylan Kurdi
Antsin'iza no ao am-poko sy ny masoko? Firenena iza no ilevenan'ny vatako manirery?'