Tantara mikasika ny Swahili tamin'ny Oktobra, 2015
Tsaroan'ireo Tanzaniana Miaraka Amin'ny #DearNyerere ilay Ray Nanorina Ny Fireneny
#DearNyerere, tamin'ny andronao, ny asa tsara natao ho an'ny firenena no fototry ny laza, saingy amin'izao andronay izao dia ny hamaroan'ireo mpanjohy anao ao amin'ny Instagram sy Twitter.