Tantara mikasika ny Italiana tamin'ny Aogositra, 2017
Crisis Camp Italia: Mampiasa Web 2.0 Hiatrehina Ny Vonjy Taitra
Fametrahana ho anaty sarintany, fanarahandia, fanaovana gazetim-bahoaka; fitantanana tahirin-kevitra: ireo no anisan'ny lohahevitra nodinihana tao amin'ilay fihaonambe sambany natao tao Italia momba ny fiarahana mirotsaka mandray anjara.