Tantara mikasika ny Italiana tamin'ny Septambra, 2010
Italy: Herinandron'ny haino aman-jery sosialy any Milan sy eran'izao tontolo izao
Lanonana iraisam-pirenena nifangaroan-javatra maro, nihaonan'ny tanàna samihafa ny Herinandron'ny haino aman-jery sosialy ( 20-24Sept) izay natao hampifandray ny olona, ny votoatiny sy ny resadresaka manodidina ny fironana mipongatra ao amin'ny haino aman-jery sosialy sy fitaovana fitondra mandehandeha.