Tantara mikasika ny Danoà tamin'ny Oktobra, 2015
Nibahan-Toerana Indray Andro Tamin'ny Gazety Danoà Mpivoaka Isan'andro Ny Mpitsoa-ponenana Hizara Ny Tantaran'izy Ireo
Nanasa mpitsoa-ponenana 12 ny gazety mivoaka isan'andro danoà Information, ka ny sasany vao tonga, ary matihanina amin'ny fanaovan-gazety avokoa izy rehetra, ka nameno ny 48 pejin'ny gazety tamin'ny Zoma 9 Oktobra.