Tantara mikasika ny Kroaty tamin'ny Mey, 2017
Hàlatàhaka Manàla Baràka Mahavoarohirohy Ny Minisitry Ny Siansa Sy Ny Fanabeazana, Miteraka Savorovoro Ao Kroasia
Andianà manampahaizana, tohanan'ireo sonia maherin'ny 11.000 voahangona tety anaty aterineto, no mbola mitohy mitaky ny fanesorana ireo mpanao hàlatàhaka tsy ho anisan'ireo mitàna birao ambony amin'ny asam-bahoaka ao Kroasia.