Tantara mikasika ny Kroaty tamin'ny Desambra, 2008
Kroasia: Vondrona Facebook-n'ny mpanohitra an'i Sanader nampiady hevitra
Misy vondrona iray antsoina hoe :"manao fanamby aminareo aho fa hahita mpampiasa 5000 tsy tia an'i Sanader ianareo!" niforona tao amin'ny Facebook hitsikera ny praiminisitra Kroaty Ivo Sanader. Ho fanampin'ny nitazonan'ny polisy ny mpamorona izany vondrona izany dia nandrisika ny olom-pirenena hahatsapa fa tandindonin-doza ny fahafaha-miteny izany.