Tantara mikasika ny Bahasa tamin'ny Avrily, 2017
Ny Fomba Nahatongavan'ny Mariky ny Silamo Henjam-Pihetsika ao Indonezia Hatrany Anaty Pejin'ny Marvel Comics
" Io asa kanto io dia hoesorina ao anatin'ireo boky voatonta, ny dika dizitaly, ary ireo bokikely fanao am-paosy, ary hisy fepetra ara-pitsipika horaisina," araka ny fanambaràna navoakan'ny Marvel Comics.