Tantara mikasika ny Bahasa tamin'ny Novambra, 2016
Taorian'ny Hetsi-Panoherana Mahery Setra Niarahan'ireo 200 000 Tany Indonezia, Manaraka ny Fanontaniana Momba Ny Fiarovana Ny Finoana Silamo
Nivadika ho herisetra ilay famoriambahoaka nokarakarain'ny Fikambanan'ny Mpiaro ny Finoana Islamika ary maro no nampitaha ny korontana tamin'ny hetsika izay nanozongozona an'i Jakarta, renivohitry ny firenena, tamin'ny 1998.