Tantara mikasika ny Bahasa tamin'ny Desambra, 2015
Misaona an'ilay mpampianatra ambony, Benedict Anderson, ilay nanao izay ivoahan'ny fandripahana ny komonista tamin'ny 1965 ho fanta-bahoaka, i Indonezia
Mankalaza ny fiainan'ilay Profesora Benedict Anderson, mpanoratra ny boky "Fiarahamonina Nosaintsainina" sady manam-pahaizana momba an'i Azia Atsimo-atsinanana ao amin'ny Oniversite Cornell ny Indoneziana. Namoy ny ainy tamin'ny herinandro lasa teo i Anderson.