Tantara mikasika ny Bahasa tamin'ny Novambra, 2015
Dihy Nentim-paharazana Ao Indonezia, Asongadin'ny Fetibe Toraja
Olona maherin'ny 100.000 no nitsidika ny Sulawesi Atsimo mba hankalaza ny fetibe "Toraja Mahafatifaty" . Fokonà vazimba teratany ao Indonezia ny Toraja, manana vahoaka vinavinaina ho 1,1 tapitrisa eo ho eo.