Tantara mikasika ny Bahasa tamin'ny Septambra, 2009
Indonezia: voamarina fa maty tokoa ilay lehilahy natao savahao indrindra
Voamarina ankehitriny fa maty tokoa ilay lehilahy notadiavina indrindra teto Indonezia, Noordin M. Top, rehefa nifampitifitra tamin'ny mpitandro ny filaminana. Haingana dia haingana ny nitantaran'ny mpisioka an-tserasera Indoneziana ny tantara.