Tantara mikasika ny Azerbaijani tamin'ny Oktobra, 2016
Manao Fitsapankevi-bahoaka Voalotonà Tsy Fanarahan-dalàna Maro i Azerbaijan. Misy Mba Miraharaha Ihany Ve?
Hita natao hampitombo hatrany ireo fahefan'ny jadona manaranaka tantanan'ny fianakaviana Aliyev eo amin'ny fitondrana ny fanovàna lalàm-panorenana.