Tantara mikasika ny Azerbaijani tamin'ny Marsa, 2011
Azerbaijan: “Andron'ny olona mahafinaritra” Tsikera momba ny fihetsiketsehana
Taorian'ny fihetsiketsehan'ny tanora tao Baku ny faha-11 ny volana martsa izay nahitana ireo tanora mpitolona voatàna sy voasambotra teo aloha, nandritra ny zava-nitranga sy taoriana, nitsikera ireo mpikarakara ny bilaogera sasany ao Azerbaijan izay nanjary fantatra amin'ny anarana hoe “Andron'ny olona mahafinaritra.” Analoqu olmayan bloq 🙂 [AZ],ohatra, mitsikera ny momba...
Azerbaijan: Maro Ny Fihetsiketsehana, Maro Koa Ny Fisamborana…
Taorian'ny hetsi-panoherana nataon'ireo tanora mafàna fo omaly tao Baku, renivohitr'i Azerbaijan, nanao ny azy koa androany ireo mpanohana ny antoko mpanohitr'i Musavat. Nalaina tahaka ihany koa tamin'ny hetsiky ny mpandàla ny demaokrasia tany Ejipta sy Tonizia, tsy tena goavana toy ireny ilay hetsika fa raha ny vivavina dia vitsivitsy ka hatramin'ny anjatonjatony eo ny olona tao, saingy nafonja ihany ilay izy.