Tantara mikasika ny Albaniana tamin'ny Avrily, 2017
Ezahan'ny Parlemanta Albaney Sarotsaronana Amin'ny Resaka Fanavaozana Ara-pitsaràna Dia Dioviny ireo Politisiana Mpisoloky Ao Aminy, Hoy ireo Mpanakiana
Taorian'ireo hetsipanoherana, nolavin'ny filohan'i Albania ny hanasonia ilay lalàna izay mety hanala ny sazin'ireo politisiana marobe mpanao kolikoly. Saingy mety mbola hivadika ho lalàna ihany ilay izy, na ho inona na ho inona ataony.