Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Septambra, 2024
Fankalazana ny fahatongavan'i Malka Older ato amin'ny Global Voices
.Malka dia mpanoratra tantara foronina ara-tsiansa sady sôsiôlôgy manana traikefa midadasika amin'ny sehatry ny asa firotsahana an-tsehatra noho ny maha-olona. Tsy andriko ny hahita ny zotra hitarihany ny Global Voices mandritra ireo taona maro avy.
Global Voices manolotra ny tale mpanatanteraka vaovao ao aminy
Older, izay nosafidian'ny filankevi-pitantanan'ny Global Voices tao anaty fikarohana henjana, erantany, naharitra enina volana, no handimby an'i Ivan Sigal, tale mpanatanteraka nisahana ny fanovàna tato amin'ny Global Voices nandritra ireo 16 taona lasa