Tantara mikasika ny Filazana tamin'ny Jona, 2024
Global Voices mitady toniandahatsoratra ho an'ny faritra Afovoany Atsinanana sy Afrika Avaratra
Mpanoratra manana fahatakarana lalina sy liana amin'ny lafin-javatra rehetra ao Afovoany Atsinanana sy Afrika Avaratra ve ianao? Raha izany mety ho azo heverinao ny mangataka ny toeran'ny toniam-paritra MENA (4A)