Izahay

Misy vitsivitsy ny mpandika lahatsoratra ho amin'ny teny malagasy ato amin'ny Global Voices amin'izao fotoana anoratana eto izao . Manana mpanitsy lahatsoratra nadika telo aloha izahay dia i: Jentilisa na Andriamifidisoa Zo monina eto Antananarivo, Madagasikara. Mpandika lahatsoratra ato amin'ny Global Voices teny malagasy nanomboka tamin'ny 11 septambra 2007. Avylavitra monina … Continue reading Izahay