Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

zhhantar · Avrily, 2011

imailaka zhhantar

Lahatsoratra farany an'i zhhantar tamin'ny Avrily, 2011

24 Avrily 2011

Bhutan: Ny Pretra no nanjary nidiran'andro voalohany noho ny Didy mandrara ny fihinana paraky

Miankina amin'ny hoe ahoana ny fahitanao azy, pretra Bodista no mpandika lalàna voalohany na ny nidiran'andro voalohany amin'ny Didy mandràra ny fihinana paraky any Bhutan izay nanan-kery nanomboka tamin'ny Janoary 2011,ary nogadraina tamin'ny faran'ny volana Janoary raha izy niezaka niditra ny firenena niaraka tamina fonosana paraky fitsako miisa 72 avy...

22 Avrily 2011

Azerbaijan: Novruz Bayramı

Nomarihina indray ny Novruz, fialan-tsasatra hankalazaina any Iran, Afghanistan sy any amin'ireo firenena hafa, tany Azerbaijan ny 21 Martsa na dia nanomboka herinandro mialoha aza ny lanonana. Tsy niavaka akory ity taona ity, ary mbola nanakiana ny fotoana indray ny mpilatsaka an-tsitrapo avy amin'ny Corps de la Paix(PCV) avy ao...

10 Avrily 2011

Brezila: Fanalam-baraka nahazo ilay vehivavy Breziliana nampodiana avy any Espaina

Namoha indray ny resaka mikasika ny fifindramonina eo amin'ny firenena roa tonta ny fampodiana ilay mpandeha fialan-tsasatra Breziliana Denise Severo 34 taona ary mpanao fikarohana eny amin'ny anjerimanontolo, tamin'ny voalohandohan'ity taona ity. Nanoratra taratasy misokatra mikasika ny zavatra niainany izay tena nampizarazara ny mpitoraka bilaogy maro isan-karazany i Severo, ary...