Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Vololona · Janoary, 2018

imailaka Vololona

Lahatsoratra farany an'i Vololona tamin'ny Janoary, 2018

06 Janoary 2018

Kambodza: Niteraka Resabe Ny Andron'ny Mpifankatia

"Araka ireo vokatry ny fanadiahadiana, 12.4 isanjaton'ireo namaly no nilaza ho miandrandra fa afaka ny hanao firaisana amin'ny Andron'ny Mpifankatia, ary maherin'ny 14.3 isanjaton'ireo tanora efa manana olon-tiana no namaly fa miandrandra ny hanao firaisana amin'ny olon-tiany amin'io andro io ihany koa, ary mpifankatia vitsivitsy no mieritreritra ny tsy hampiasa...

05 Janoary 2018

Ao Ejipta, Samy Mbola Mihatra Ao Amin'ny Firenena Ny Herisetra Ara-nofo Sy Ny Fampanambadiana Ankizy

"Olana goavana ao Ejypta ny herisetra amin'ny fanararaotana ara-nofo. Asehon' ireo fanadihadiana fa efa tratran'izany avokoa ny ankamaroan'ireo vehivavy, [...] Tena efa latsa-paka tanteraka ity olana ity.

04 Janoary 2018

India: Herisetra Ao Gurgaon

Resahan'ireo bilaogera ny momba ny herisetra tao Gurgaon, izay nateraky ny fifandonan'ny mpitandro filaminana sy ireo mpiasan'ny sampanà indostria iray.