Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Vero

imailaka Vero

Lahatsoratra farany an'i Vero

19 Jona 2018

Naniry Ny Hampiray Ireo Firenena Roa i Sabika Sheikh, Ilay Mpianatra Pakistaney Maty Tamin'ny Fitifirana Tany Amin'ny Sekoly Amerikana

..hoy izy...'tia hianatra ny kolontsaina amerikana aho ary tiako i Amerikà mba hianatra ny momba ny kolontsain'i Pakistàna ary mba tiako isika raha hiray hina sy hiaraka.' hoy ny tsiaron'ilay reny nampiantrano azy

06 Jona 2018

Costa Rica: Marary Iray Mitantara Ny Fiainany Manoloanan'ny Homamiadana

Vao nahafantatra fa tratry ny homamiadana ny bilaogera iray avy ao Costa Rica, dia nanapaka hevitra ny hizara teo amin'ny bilaogy ny tantaran'ny adiny tamin'ilay aretina

02 Jona 2018

Fifidianana Filohampirenena ao Etazonia: Mbola Hery Mavesatra Ao Amerika Ve Ny Fankahalana Sy Ny Fampitahorana?

.Mainty, Silamo ary Tsy tia Amerikana. Ireo, raha tena izy, no niantsoana an'i Barack Obama, ilay Demokraty mpifaninana ho filoha, tamin'ny andro faramparany teo. Misy loza mandondona an'i Obama ve ary mbola hery mavesatra ao Amerika ve ny fankahalana sy ny tahotra?

31 Mey 2018

Manondrana Ny Korontana Sy Fampielezankevitra Ho Any Amin'ny Balkan Ny Governemanta Hongroà

Nasehon'ny fanadihadiana iray nataon'ny fampahalalambaovao makedoniana ny fifandraisana ara-bola sy ara-pananana eo amin'ireo media avy amin'ny farany havanana ao Makedonia sy ireo mpiray antoka amin'ny antooko eo amin'ny fahefana ao Hongria

25 Mey 2018

Hetsika Nanoheran'ny Mponin'ny Alina Ao Zeorzia An'ireo Nasiônalista

"Ambivitra kely no tsy nidirantsika tamin'ny fifandonan'ny samy sivily "

21 Mey 2018

Mpanao Gazety Tsy Misy Sisintany: Ahoana No Hiarovany ny Bilaogera Ary Ahoana No Hahafanahao Manampy

Tamin'ny volana May 2006, namoaka ny pejiny "Ampio Ireto Bilaogera Ireto" ny Global Voices, izay mampahafantatra ny fidiran'ny fikambanana amin'ny fisoloana vava an'ireo bilaogera mba hiarovana ny fahalalahana miteny ety amin'ny aterineto.

Korea: Vahiny Eo Amin'ny Fahitalavitra Koreana

Misy fandaharana eo amin'ny fahitalavitra mikasika vehivavy vahiny mahay miteny Koreana ary maneho ny heviny momba ny fiarahamonina sy ny kolontsaina Koreana

30 Avrily 2018

Liberiàna Mpanao Gazety, Nosamborina , Voakapoky ny Fitakiana 1,8 Tapitrisa Dolara Amerikana Tao Anatin'ny Disadisa Pôlitika

GV Mpisolovava

Herinandro vitsy monja taorian'ny nitateran'ny FPA ilay tantara ratsin'ny LEITI, voakiana noho ilay raharaham-pitsaràna sivily ilay gazety, nahatonga ireo mpikatroka ho an'ny fahalalahan'ny gazety hino fa lasibatra noho ny tatitra nataony nanakianana ny governemanta ny FPA.

26 Avrily 2018

Diarin'ny Fiarahamonina: Manabe Olontsotra Mpanao Gazety Avy Amin'ny Fotony

Am-pifaliana no ampahafantaranay anao ny fahadimy amin'ireo andiany voalohany nahazo tohana ara_bola avy amin'ny Rising Voices. Fandaharanasa nosoratan'ny olontsotra manana kendry ny hanentana ireo tanora mipetraka any amin'ny 'faritra mahanatra' mba ho Olontsotra mpanao gazety mpanadihady, hikaroka, hanoratra ary hanaparitaka fitantarana tsy misy toa azy momba ireo vondrom-piarahamonina tsy fantatra,...

22 Avrily 2018

Ahoana Ny “Fanararaotampahefana” Sy Ny “Karoshi” No Mbola Miteraka Olana Ho An'ny Mpiasa Japoney

Lasa loza be ao Japana ny "Fanararaotampahefana", izay midika menomenona, fanevatevàna ara-tsaina, ary fanerena ireo mpiasa mba hiasa mihoatra ny tokony ny ho izy nefa tsy andraisana karama, sy "karoshi" (na "fahafatesana noho ny asa be loatra")