Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Vero · Desambra, 2017

imailaka Vero

Lahatsoratra farany an'i Vero tamin'ny Desambra, 2017

31 Desambra 2017

Manampy Ny Tsy Manan-Kialofana Ao Maosko

Nahita kisendrasendra (teo amin'ny aterineto) vondrona tsara sitrapo mamahana ny tsy manan-kialofana ao amin'ny fiandrasana fiarandalamby sy metro ao Moskoa ny mpampiasa LJ beth4ever, ary nanapaka hevitra ny hanatevina ny laharan-dry zareo.

Quo vadis, Filipina?

Ho an'ireo izay mino fa hanova ny olana eo amin'ny firenena ny fiovana kely ao anaty fitondrana, tsy misy ny vahaolana haingana raha mbola variana amin'ny fitazonana ny fari-piainany ny kilasy antonony; "variana loatra amin'ny fivelomana" ny mahantra ka tsy afaka ny hiraharaha

30 Desambra 2017

Ny Andrana “Explore Feed” an'ny Facebook, Manimba Ny Fandraharahàna Madinika, Ny Fikambanana Tsy Miankina Ary Ireo Vondrona Politika ao Kambodza

GV Mpisolovava

"Tamin'ny fanapatapahana ireo vaovao avy amin'ny faham-baovaon'ny olona....notapahan'ny Facebook ny loharanombaovao ho an'ireo Kambodziana an-tapitrisa."

29 Desambra 2017

Bilaogera Egiptiana Anankiray Nanome Ny Heviny Momba ny Lahatsoratr'i Robert Fisk

Mihevitra aho fa ny lahatsoratr'i Fisk no ohatra vao haingana indrindra mampiseho fa afaka lasa sady badobado no sady mpivarotra ny rehetra ... na dia izay loharanom-baovao faran'izay mendrin-kaja be aza.

27 Desambra 2017

Asongadin'ny Famonoana Ilay Vehivavy Niova Fananahana Ao Trinidad Sy Tobago Ny Fanavakavahana Atrehan'ny Vondrom-piarahamonin'ny LGBT

"Ity olona mahafinaritra ity, izay nikarkara betsaka ny hafa, maty tamin'ny tsy nisy antony .. raha tsy hoe angaha, noho ny maha-samihafa azy. Nahatratra toerana ambany vaovao i Trinidad."

22 Desambra 2017

Espana, Niteraka Hatezerana Ny Fanadihadiana Lalina Sy Ahiahy Manoloana ny Fijoroana Vavolombelona Nataon'ny Niharan'ny Fanolanana

Tsy vitan'ny manolana anay, tsy maintsy ny lehilahy ihany koa aloha no mandidny antsika momba ny fitondrantena, mandritra sy aorian'ny fanolanana.

16 Desambra 2017

Tsy Vitan'ny Fanaovana Sary Mahatsikaiky Avy Amin'ny Mpandrindra Atômika Rosianina Ny Namono Ireo Siosionà Poritsaka Nokleary

Akon'ny RuNet

"Tsy misy manasazy ny Rotenioma, na koa ny Rotenioma-106. Ny Rosatoma no faizin-dry zareo noho ireo vaovao mifanohitra sy noho ireo vazivazy tahaka izao fa tsy manao fanadihadiana matotra momba ilay loza"

13 Desambra 2017

Hong Kong: Ho Ataoko Vita Ny Asa

Tsy resy lahatra aho hoe tsy hivadika amin'ny lehibeny ny mpanohana, ny ankamaroan'izy ireo mihevitra fa "toa mety hitondra amin'ny fanaovana hadisoana ny fiasana bebe kokoa", "Tsy amin'ny fiasana mafy no hiakaran'ny karamanao" , ""Tsy misy lehibe tsara fanahy izany ary tsy afaka matoky ny mpiaramiasa aminao mihitsy ianao"

07 Desambra 2017

Fampielezankevitra Tsy Mikiraron'ny Praiminisitra Jamaikana Nitarika Fihomehezana- Sy Fanontaniana Momba Ny Fotodrafitrasa

Na teo aza ny fampisehoana niarahana tamin'ny fampielezankevitra tao amin'ireo fari-pifidianana manan-danja amin'ilay fifidianana fisoloan-toerana Jamaikana, manontany tena ny mpiondana aterineto raha hisy ny fiovàna rehefa vita ny latsabato.

06 Desambra 2017

India: Fanakambanana, Fahazoana Orinasa Ary Teknolojia

Tsy mitombina ny fametrahana ny herin'ny India eo amin'ny fifanarahana goavana fanaon'ny orinasa samihafa eo an-toerana, tahaky ny Tata-Corus, raha tsy manaraka eo koa ny fivoarana eo amin'ny sehatry ny zon'olombelona, ary mbola betsaka ny fanararaotana ataon'ny orinasa avy any ivelany eo an-toerana na dia efa nivoatra ara-teknolojika aza ry...