Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Vero

imailaka Vero

Lahatsoratra farany an'i Vero

14 Oktobra 2018

Mibilaogy Ho An'ny Antony Ara-Tsosialy

Efa ato anatintsika hatramin'ny nahaterahana ny finiavana ny hanampy ny hafa, na dia tsy ataontsika laharampahamenana aza izany indraindray. Na izany aza, misy ireo olona mampiasa an'ny bilaogy mba hamahana olana ara-tsosialy mitranga eo amin'ny fiarahamoniny.

10 Septambra 2018

Tatitry Ny Mpisera (amin'ny Aterineto) : Niteraka Fanapahana Tranonkala Ny Fihetsiketsehana Ao Bangladesh, Fisamborana Mpanao Gazety

GV Mpisolovava

Manenjika ny fakantsarin'ireo mpanao gazety i Venezoela taorian'ilay fanafihana tamin'ny drôna, mamily làlana vaovao ny Telegram (hankany amin'ny lohamilina ao amin'ny governemanta) i Iràna ary miezaka ny hiverina ao Shina ny Google

06 Septambra 2018

Kamerona : Vehivavy Kameroney Bilaogera Vitsivitsy

Maneho ny heviny eo amin'ny aterineto amin'izay ireo vehivavy Kameroney miteny anglisy, amin'ny alalan'ny bilaoginy, na momba ny fanabeazana, ny fahasalamana, ny lamaody sy ny kolontsaina, na koa ny toe-piainan'ny vehivavy.

27 Aogositra 2018

Hatezerana Satria i Zimbaboe Mitarika Fikambanana Lehibe Erantany

Toy ny hoe tsy ampy ireo korontana manjo an'ireo Zimbaboeana, tohina izy ireo raha nivoaka fa ny firenenan'izy ireo izay tratry nyfahirano no hitantana ny Kaomisionan'ny Firenena Mikambana momba ny Fandrosoana Maharitra ao anatinà nofy ratsy iray hafa izay i Zimbaboe. Nisy ihany ny fiakaran'i Zimbaboe na dia atao hoe...

Anatin'ny Fifidianana Ao Pakistana, Fampijaliana Biby Ho An'ny Seho Pôlitika

"Boriky iray voakapoka nivoa-drà, im-betsaka nomena totohondry teny amin'ny lohany ary kibony, rotika ny orona, voadakadaka teny amin'ny tenany manontolo mandra-pidarabony"

17 Aogositra 2018

Thailandy : Nokaramaina Hanao Fihetsiketsehana Ve Ny Lobaka Mena?

Nihetsika nandritra ny herinandro telo ny Lobaka mena ; nangataka ny fialan'ny praiminisitra Abhisit Vejjajiva izay ampangain'izy ireo ho tonga eo amn'ny fitondràna tamin'ny fomba tsy ara-dalàna

16 Aogositra 2018

India : Zava-misy Sy Isa Mahaliana Momba ny Fifidianana

Andiany faha-15 izao no nisian'ny fifidianana ho solombavambahoaka tao India taorian'ny nahazoany fahaleovantena tamin'ny 1947.

09 Jolay 2018

Arabiska: Bilaogera Iray Nosamborina.. Mbola Misy 1000!

Toy ny tsy misy ny herinandro tsy misy olana ho an'ireo Ejipsianina sy ny bilaogerany.

26 Jona 2018

Nepal: Resaka Hafa Indray

Miketrika fifanarahana fandriampahalemana vavao indray ny fiarahan'ireo antoko fito sy ry zareo Maoista. Niharan'ny tifitra avy amin'ny ankolafy maro isankarazany ilay fifanarahana farany nisy teboka valo vitan-dry zareo.

20 Jona 2018

Tranonkala Koreana Notafihan'ny Shinoa Mpijirika

Voajirika ilay tranonkala lehibe indrindra fanaovana lavanty ao Korea, "Auction", tamin'ny volana Febroary ary very tamin'izany ny mombamomban'ny mpanjifa miisa 11 tapitrisa farahakeliny. Tsy ela akory izay, fantatra fa Shinoa ireo mpijirika.