Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tokinao · Avrily, 2008

Malagasy teraka tao an-tanindrazana, teraka tamin'ny aprily 1982 tao Ankadifotsy – Antananarivo. Lehibe tao Antananarivo hatramin'ny faha-22 taonany. Noho ny fianarana sy ny asa aman-draharaha anefa dia voatery niampita ranomasina. Ankehitriny dia aty Frantsa.

Ireo zavatra nofinofisiko matetika :
* mba ho afaka milalao sy mianatra avokoa ny ankizy rehetra maneran-tany.
* mba tsy hisy intsony ireo matin'ny hanoanana.
* mba ho mpirahalahy tokoa daholo ny firenena rehetra maneran-tany, izany hoe tsy misy miady.

imailaka Tokinao

Lahatsoratra farany an'i Tokinao tamin'ny Avrily, 2008

03 Avrily 2008

Bahrain: fiainana milamina anatin'ny fahasamihafàna

Hatrizay hatrizay, efa aman'arivorivon-taonany lasa izay, Bahrain dia tanim-pilaminana izay ifangaroan'ny mponina maro samy hafa finoana, sy fiaviana. Tao amina tanàna tranainy iray, i Ràn'i Kristy (Ar), mpiblaogy iray avy ao Bahrain dia nahita sary iray izay mampiseho fiainana mirindra anatina fahasamihafàna. Fiainana mirindra anatina fahasamihafàna ao Bahrain. I Ràn'i...